Sekoly Kintana
@sekoly_kintana
Tolaganrohttps://www.sekolykintana.org Primary and Secondary EducationOverview
About Sekoly Kintana
An education for the future emphasizing self-efficacy, joyful success, and excellence in Taolagnaro, Madagascar. Our multilingual, holistic, and Montessori approach nurtures young minds to become the STARS for a bright tomorrow!
Ny fahitànay ny Sekoly Kintana dia hanorina sekoly misy fiaraha-monina ahitana fikarohana amin’ny famipianarana, fianarana ary ny psikopedagojia. Ny sekolinay dia manome tontolo iainana mandray ny zaza eto an-toerena anatin’ny izany ny zanatany, ny zanak’ireo vazaha miasa eto an-toerena, ary zanak'ireo ray aman-dreny manao worldschooling. Reggio Emilia sy Montessori no fomba entina hampianarana amin’ny teny gasy, frantsay, anglisy vo ny taranja STEAM (siansa, teknolojia, injeniera, arts, matematika), athletisma, ary ny fianarana momba ny fientanam-po, manaja ny toetra ny tsirairay, fiaraha-monina, sy manana saina mpitsikera.
Araho ny pejy hanarahanao ny vaovao manaraka.
Our vision is to establish a community school that implements research in teaching, learning and psychopedagogy. Our school will provide an environment that welcomes local children, including zanatany, expatriate, and world-schooling children. The school is Reggio Emilia and Montessori inspired, the community language is Malagasy; however, children will also learn at a young age in French and English, alongside STEAM subjects and athletics, while fostering emotional intelligence, inclusivity, community, and critical thinkers.
Follow this page for more news.